|
|
|
|

Teny iditra 1  mantsasaka
Fototeny  2 antsasaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza anana na voankazo mialina andro ka tonga vonivony, manomboka ho simba, efa madiva ho lo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 mûr, fermenté, gâté, moisi légèrement [1.3]
Ohatra  7  tsy hendry, tsy adala fa ondranondranana na mantsasaka, fa samy hita ao aminy izay mahahendry sy mahadala azy. [2.285#12]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mantsasaka
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21