Teny iditra (1/3) | 1 antsasaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza zavatra simba, lo, masiso (fiteny indrindra amin' ny ravinkazo, lokon-javatra manopy vony). [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 artificial ripening of fruits and tobacco. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 gâté, fermenté, terni; se dit des couleurs, des feuilles, des légumes, qui jaunissent ou se moisissent. [1.3] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 14 antsasaka |
Fototeny | 15 sasaka |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 Ila na tapa-javatra nozaraina roa mitovy: Nozarainy ny mofo ka nomeny ny zandriny ny antsasany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
18 a half, one half [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 la demie, la moitié d'une chose déterminée [1.3] 20 moitié d'une chose [1.5] 21 la moitié, les uns ... les autres [1.8] 22 moitié, demi [1.13] |
Ohatra |
23 1 grama isan'andro ho an'ny olon-dehibe ary antsasaka grama isan'andro ho an'ny ankizy [2.424#] |
Tovy hevitra | 24 antsasany |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 30 antsasaka |
Sokajin-teny | 31 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
32 akondro, ny akondro masaka ihany no atao hoe antsasaka [Betsimisaraka]
[1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
33 banane mûre [Sakalava-Mayotte]
[1.405] |
Voambolana |
34 Haizavamaniry: voankazo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |