Teny iditra | maraina-koam-borizano | |
Singan-teny | maraina ; koa ; borizano | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandisoam-potoana [1.10] | |
[ marainakoamborizano ] Diso fotoana, tratra antoandro [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [ marainakoam-borizano ] En retard [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |