|
|
|
|

Teny iditra1  marihitra (rihitra)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Sady matevina no maditidity: Ampio tany ihany ity rano ity harihitra tsara [1.1]
4  matevintevina kokoa noho ny ranoka tsotra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  concentré, vaseux [1.13]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  marihitra, miharitra, mihiratra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20