Teny iditra | 1 rihitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
5 Toe-karena: fanorenana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 Tany leman-drano ametahana biriky sy ikambanany mafy tsara: Ny mpanao rihitra no manampy ny mpandrafi-biriky 7 Ny maditidity amin' ny ranon-javatra: Tiako ny rihi-boangahazo [1.1] 8 feta andraiketana vato na biriky [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 thickness of liquids, turbidness 10 mortar made of liquid mud and sand [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 liquide épais, gluant 12 terre délayée dans l'eau et préparée en guise de mortier, pour crépir, pour agencer les briques [1.3] 13 mortier [1.13] 14 (toute l'île). Liquides épais, visqueux et collants en particulier les empois obtenus en faisant cuire des produits amylacés. D'où l'adjectif marihitra : collant, gluant. On précise souvent l'origine de l'empois, par exemple : rihi-bary , rihi-mangahazo . Ce dernier nom s'emploie aussi pour l'eau de cuisson du manioc qui est épaisse et gluante (Malzac). [1.196] |
Ohatra |
15 Notaterina tamin' ny barikabe avy eny an' ony ny rano hanaovam-peta sy rihitra. [2.470] 16 Ary ny biriky na taony solom-bato, ary ny asfalta nataony solon-drihitra [2.996] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny rihitra io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |