|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  marikoriko
Fototeny  2  rikoriko
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsy tia mainty, madikidiky, sorena, maloiloy: Marikoriko aoka izany aho rehefa mandalo eo akaikin' io fitòeram-pako io
Lotika
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] disgusted, nauseated
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] dégoûté, qui a des nausées

Teny iditra (2/2)7  marikoriko
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.78] [Bara] tehandoa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07