|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  marimarina
Fototeny  2 marina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 Uni, vrai [1.3#435]
Ohatra  8  Mitady ny fasany no marimarina kokoa. [2.529#8]

Teny iditra (2/2) 9  marimarina
Fototeny  10 marina
Sokajin-teny  11  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  15 vraiment, en vérité [1.3#435]
Ohatra  16  Lavinay marimarina izany, ry Neny Manga, ka aza tsiny. [2.499#78]
17  Matokia marimarina fa havana tokoa aho ary sakaiza tokoa. [2.366#199]

Fivaditsoratra  marimarina, 18 miramirana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/28