|
|
|
|

Teny iditra1  marin-tampona
Singan-teny  2  marina, tampona
Sokajin-teny  3  kambanteny
Ohatra  4  Havoana ihany Analatelo, saingy malalaka sy somary marin-tampona. [2.472]
5  torak'izany koa Neftali eo amin'ny havoany marin-tampona. [2.996]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny marin-tampona io

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13