|
|
|
|

Teny iditra 1  tampona
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Ny faritra avo indrindra amin' ny zavatra iray: Ny tampon' ny tendrombohitr' Ankaratra no atao hoe Tsiafajavona
17 Ny fara tampony ambony, ny fanaperana: Tonga amin' ny tampon' ny voninahitra izy [1.1]
Ohatra  18  Havoana ihany Analatelo, saingy malalaka sy somary marin-tampona. [2.472#142]
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny hoe tampona
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 mpanato, 22 mpanota, 23 pamonta, tampona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21