|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  marirana (rirana)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Misy rirany, miendrika lelan-javamaranitra 4  Enti-milaza tarehin' olona maranidranitra, izany hoe somary mahiahia, fa tsy mba dombodombo petapetaka [1.1]
Ohatra  5  Tahaka ny saingona ka ny anarana no matavy fa ny tena mahia sy marirana. [2.346#12]
Sampanteny 
6  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)7  marirana
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  10  (sens général : avoir des côtés ou des angles en saillie, allusion aux côtes de la tige) Paullinia pinnata L. (Sapindaceae). Nom cité par Dandouau. Voir aussi vahimarirana. [Sakalava] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  12  manarira, manarirà, marirana, mirarana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20