| Teny iditra | 1 rirana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Zorony mivohitra: Voan' ny riran-databatra ny takibako
11 Ny lafiny maranitra na ny ilany ihany: Telo rirana ny zozoro [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 an edge, a cutting edge
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 le tranchant; cf. horirana
[1.8] |
| Ohatra |
14 Dia alaina ny hazo maro rirana be tsilo iny, ny anarany atao hoe «ody fady,» sy ny holatafa, ary ny arim-belona.
[2.857#]
|
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny hoe rirana |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 Ranary, 18 rarina, rirana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|