Teny iditra 1/2 marirana (rirana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misy rirany, miendrika lelan-javamaranitra
Enti-milaza tarehin' olona maranidranitra, izany hoe somary mahiahia, fa tsy mba dombodombo petapetaka [1.1]
Ohatra Tahaka ny saingona ka ny anarana no matavy fa ny tena mahia sy marirana. [2.346]
Sampanteny 

Teny iditra 2/2 marirana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (sens général : avoir des côtés ou des angles en saillie, allusion aux côtes de la tige) Paullinia pinnata L. (Sapindaceae). Nom cité par Dandouau. Voir aussi vahimarirana. [1.196]
Anarana siantifika Paullinia pinnata
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20