|
|
|
|

Teny iditra1  maroloha
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.13] multiple
Ohatra  4  [2.332#] Ny tariby sy ny zavatra maroloha tsy haiko lazaina.
5  [1.437#] Dia ihy arakeviny tsotra sy maroloha, ny zana-bola sy ny zana-bola miampiamy.
Voambolana  6  Matematika
Singan-teny  7  maro, loha
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  holaroam, holoaram, maroloha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21