Teny iditra | Marovoay | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Voambolana | Haitoetany: tanàna | |
Fangi-bolantany | -20.3, 44.3666667
-18.7666667, 48.2333333 -16.1, 46.6333333 | |
Haianarantany | maro, voay | |
Teny iditra | Marovoay | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Fanazavàna teny malagasy | Vohitra [3.1] | |
Ohatra | Ary nony mby taty Antananarivo Laidama avy tany Mojanga, niodina Andriantsolivola, notinilaky ny miaramila tatsy Marovoay nitoerany:
[2.48] | |
Voambolana | Haitoetany: tanàna | |
Teny nalaina | Soratra misy io teny Marovoay io | |
Fangi-bolantany | -16.1, 46.6333333 | |
Haianarantany | maro, voay | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/28 |
![]() |