|
|
|
|

Teny iditra 1  masahina
Fototeny  2 masaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga masaka
9 Dinihina sy eritreretina tsara, alaina ambony alaina ambany: Masaho tsara ny fikasanao [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 mahasina, masahina, 12 misahaña, misahana, 13 samahina, 14 simahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17