Teny iditra | 1 masikita |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Didin-kena lavalava izay atsatsika amin' ny afo (any anindrana) Soza, safindrana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.19] [Tankarana]
viande séchée, boucanée. |
Tovy hevitra | 5 masikity |
Fivaditsoratra | 6 asitakim, itsaikam, masikaty, masikita, miakatsy, mitakasi, mitsaika, mitsiaka, tsy maika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |