Teny iditra masim-bava
Singan-teny masina ; vava
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona maminavina zavatra ka matetika tanteraka izay lazainy [1.1]
Ohatra Vitan' olona mafilahy mana-tsaina atahorana raha manao firavava fa masimbava. [1.381]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14