Teny iditra | 1 masiso |
Fototeny | 2 siso |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Ratsy fofona, maimbo, enti-milaza indrindra ny sakafo ela nitoerana ka misy fofona ary toa marikivy 5 Jereo maimbo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 fermented, rotten [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 fermenté, pourri [1.8] |
Ohatra |
8 Iny sakafo nentina ho azy ny asabotsy iny indray, dia mangahazo lena masaka nentina tamin' ny lakana ary efa masiso. [2.472] |
Fivaditsoratra | 9 isosam, masiso, misaso, misosa, misosà, mosasy, samosi, samosy, sasoim |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |