Teny iditra | 1 masoarivo |
Singan-teny | 2 maso, arivo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fitaovana misy loadoaka madinika maro, ampiasaina amin' ny famboaran-tsakafo raha ta hanatsika na hanatantavana |
Mpanahaka | 5 maharotsingala |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |