|
|
|
|

Teny iditra1  arivo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Anarana :
5  Mpamaritra :
6  Tambinteny :
Voambolana  7  Matematika: rafitrisa
Fanazavàna teny malagasy  8  zato impolo
9  be dia be tsy hita isa: Maso arivo no indray nifantoka teny amiko ka saika safotra aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  a thousand. [Mal. ribo; Jav. riwou; Swa. alafu.] [1.2]
11  a thousand [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12  mille [1.3, 1.8]
13  mille est souvent pris comme abbréviation de Tananarive, Antananarivo, la capitale malgache [1.196]
Isam-pirenena  14  1000 ~ 1 000 ~ 1.000 ~ 1,000
15  M [3.1]
Ohatra  16  Iray mitakalo arivo izany? [2.5]
17  Ohatra sasany anatin'ny arivo no tsahivina. [2.298]
Haiendriteny 
18  Tsotra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny arivo io
Tsanganana sy sary iray takila  30  Ny isa
Lahatsoratra  31  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Fivaditsoratra  32  arivo, vario

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/04