Teny iditra (1/2) | 1 masy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 marikivy [Taisaka, Tanala, Tanosy]
[1.78] 4 mamy sira [Taisaka, Tanosy] [1.78] 5 makirana [Tanala] [1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 masina [1.2] |
Tsipelina hafa | 7 masi |
Teny iditra (2/2) | 8 masy |
Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
11 manana hery, manana hasina [Taisaka]
[1.78] 12 Manan-kasina, manan-jo [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 (déformation très fréquente de masina). Racine à partir de laquelle sont formés les noms des spécialistes empiriques du traitement par les plantes : suivant les régions : mpimasy (Merina, Betsileo), omasy (Bara), ombiasy (Sakalava, Mahafaly, Tandroy), masilahy [Betsileo]
[1.196] [Bara] [Sakalava] [Mahafaly] |
Fivaditsoratra | 14 masy, samy |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/05 |