|
|
|
|

Teny iditra 1  matimaty
Fototeny  2 maty
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny anglisy  6 tepid: Rano matimaty (Tepid water) [1.17#59]
Fanazavàna teny frantsay  7 duplicatif diminutif: Rano matimaty (Eau tiède) ~ Soratra matimaty (Ecriture à demi effacée) ~ Matimaty be ihany ny olona (Les gens ne sont pas enthousiasmés) [1.3]
Ohatra  8  Levonina amin'ny rano mangatsiaka na matimaty izy. [2.117#]
9  Eny, taranak'olombelona foana ve no tsy ho matimaty amin' ny vola. [2.895#]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe matimaty
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  matimaty, 12 mitamaty

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21