|
|
|
|

Teny iditra 1  matoky
Fototeny  2 toky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manantena: Matoky anao izy hitady raharaha ho azy
9 Mametraka fianteherana, fitokiana amy...: Efa namitaka ahy ianao ka tsy matoky anao intsony aho
10 Mino: Natoky ny filazany aho ka dia nandeha
11 Tsy matahotra: Matoky aho satria eto akaikiko ianao [1.1]
12 [Antambahoaka] mino [1.78]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe matoky
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 kamoty, matoky, 16 mitako, 17 mitoka, 18 motaky, 19 motika, 20 tomika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21