| Teny iditra (1/2) | 1 toky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Fanantenana mafy amin' olona na amin-javatra iray: Mibanjina ny ho avy amin-toky
10 Antoka azo ianteherana: Nanome toky izy fa hanampy ahy raha vao tonga [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 confiance
[1.3, 1.5] 12 assurance [1.3, 1.5, 1.13] 13 encouragement [1.3] 14 certitude [1.13] |
| Ohatra |
15 Manome toky anao aho!
[2.471#48]
16 Tsy azo lavina fa misy ny toky nomena. [4.27] |
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny hoe toky |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 19 Soratra misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 20 toky |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
24 mosavy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 sortilège
[1.3] 26 Sortilège, acte malfaisant. Le verbe mitoky veut dire ensorceler (il ne faut surtout pas le confondre avec un autre verbe mitoky : avoir confiance dans quelqu'un, se fier à lui ; encore que cette ambiguïté soit peut être voulue). Le sortilège, l'acte malfaisant se dit : fitokiana. Le mpitoky est celui qui ensorcelle. La personne ensorcelée est dite voatoky, « atteinte par le sortilège ». Ce sont des croyances encore très répandues de nos jours. [1.196] |
| Voambolana | 27 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 28 kito, toky |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|