|
|
|
|

Teny iditra 1  matotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tomady, matanjaka
8 Enti-milaza toetran' olona mahay mandanjalanja izay ataony ary tsy mba miovaova: Efa mato-tsaina ve ny tanora vao valo ambin' ny folo taona? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 stout, muscular, powerful [1.2#435]
Fanazavàna teny frantsay  10 robuste [1.3#438, 1.5#208]
11 musculeux [1.3#438]
12 mûr [1.5#208]
Ohatra  13  Manan-toetra matotra izy, tsy azon 'iza notambazana; [2.1022#]
14  Inona no tena matotra ijoroantsika, ka hajaintsika tanteraka? [2.245#11]
15  Firenena mato-tsaina isika, ka tsy handraraka ilo mby an-doha [2.285#260]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how matotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20