|
|
|
|

Teny iditra 1  matroka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 Tsy mazava, tsy manganohano intsony, tsy manana hamiratana, vasoka: Efa matroka lahy ny volafotsy amin' itý firavaka itý [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 tarnished, dull colored [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 terne [1.3#439, 1.8, 1.5#208]
Ohatra  15  Efa lefy matroka izato masoandrony/ [2.720#]
16  Satroka (hat), miray tarika amin' ny matroka, katroka. [2.285#]

Fivaditsoratra  17 katramo, 18 makotra, matroka, 19 motraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20