|
|
|
|

Teny iditra1  matsabory
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Sihanaka] farihy
4  [1.1] [Tsimihety] Kamory
5  [1.13] ranovory, kamory
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.19] [Tankarana] mare, marais.
7  [1.13] étang
Voambolana  8  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  9  mahetsabory

Fivaditsoratra  10  Ambositra, asambotry, matsabory, oratsimba, tamborisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21