Teny iditra maty afo
Singan-teny maty ; afo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny tsipoapoaka tsy mipoaka na enti-milaza olona tsy manan-kandroina na hohanina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To miss fire, as of a gun; not to appear at the appointed time, or business, when others have come. [1.2]
 To misfire, it won't run (of autos, etc.) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le coup ne part pas, manquer son coup; cela ne marche pas ( se dit des voitures, etc.) [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16