Teny iditra maty ho azy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Maty tsy novonoin' ny sasany na niharan-doza fa nindaosin' ny fahafatesana toy ny manana aina rehetra tapitra andro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Mort d'une mort naturelle [1.3]
Singan-teny maty ; ho ; azy

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20