|
|
|
|

Teny iditra1  azy
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Misolo olona enti-manolo ny izy raha atao teny fameno: Tia azy aoka izany ny reniny; na raha atao milaza tompon-javatra: Tonga hamangy an-dRakoto aho: azy ve itỳ trano amoron-dalana itỳ? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Him, her, it, them; his, hers, its, theirs. Accusative and possessive case of izy. [1.2]
5  him, her, it, them (as object); his, hers, its, theirs [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  Lui, elle, eux, le, la; à lui, à elle, à eux; c'est son tour ou leur tour. Il est nécessaire d'ajouter ireo à azy pour le pluriel, lorsque le sens n'est pas assez clair. Tsy mahalala azy aho: je ne le connais pas. Azy ity satroka ity: ce chapeau est à lui. Azy ny mantsaka rano anio: c'est à son tour d'aller chercher de l'eau aujourd'hui. Nanasazy azy ireo ny mpitsara: le juge les a mis à l'amende. [1.3]
7  Lui, elle, eux, à lui, à elle, à eux. [1.5]
8  lui, elle, les; à lui, à elle, à eux. [1.8]
Fanazavàna teny italianina  9  lui; lei
10  il suo [1.18]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  20  Ny mpisolo rehetra
21  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  22  azy, zay

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/19