| Teny iditra | 1 mazava |
| Fototeny | 2 zava |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mitera-kazavana: Mazava ny afo
9 Voazava, tsy maizimaizina, hita tsara daholo ny ao anatiny: Tiako ity efitrano ity fa mazava tsara 10 Mahitsy, tsy farimparina: Feo mazava no avoakan' io sodina io 11 Tsy miolikolika, tsy misy an-kifonofono: Hevitra mazava; teny mazava 12 Tanoranora (loko): Itsy mazavazava itsy no endrehina anao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 bright, light, clear;
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 clair, lumineux, brillant
[1.3, 1.8] 15 net, franc, ouvert, transparent, éclairci [1.3#870] |
| Ohatra |
16 Tsy mazava mandrakizao iny raharaha iny.
[2.472#121]
17 nazava dia nazava ny alina tamin'izay ary nangina dia nangina, ka tsy nisy zavatra re afa-tsy ny fisiaky ny ahitra sy ny fimonomonon'ilay renirano kely tao ambany atsimo nifangaro tamin'ny feon'ny tamotamo. [2.324] 18 Nodian-dRavokatra tsy azo ihany ny filazany ka nohadihadiany hazava tsara: [2.470#102] |
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 20 misy ny teny hoe mazava |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|