Teny iditra (1/2) | 1 manafoka |
Fototeny | 2 foka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamazivazy, mananihany: Notenenin-drainy Ikoto sy ny namany nanafòka an' ilay Rangahy sola be Manaratsy, manivaiva: Aza manafòka ny entam-barotr' olona |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 manafokà |
Fototeny | 10 foka |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manafoka [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
Fivaditsoratra | 14 anafokam, anakofam, anokafam, fanakamo, manafokà, manafoka, manakofa, mañofaka, manokafa, nafaokam, namafako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |