Teny iditra (1/2) | 1 manitsaka |
Fototeny | 2 hitsaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 mihosy tanimbary [Bara]
[1.78] 5 Manosy amin' ny tongotra: Aza manitsaka ny ahitra 6 Mandeha na mandia eo ambony: Raha vao nanitsaka ny tany nahalatsahan' ny tavoniny izy dia latsa-dranomaso 7 Manao tsinontsinona, maniratsira: Nanitsaka ny voninahitro iny Rangahy iny! [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 to trample on [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 fouler aux pieds [1.8] |
Ohatra |
10 Ny fihavanana toy ny fasam-Bazimba, ka izay manitsaka no kely ila; [2.69#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny manitsaka io |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 18 manitsaka |
Fototeny | 19 hitsaka |
Sokajin-teny | 20 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
21 to disdain [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
22 dédaigner [1.8] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 27 manatsika, manitsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27 |