Teny iditra (1/5) | 1 manorana (torana) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Manao izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary; tsy mampandre maharary [1.1] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/5) | 8 manorana (orana) |
Sokajin-teny | 9 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy | 10 avy orana, manorana [Tanala] [1.78]11 misy orana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 12 to rain [Provincial] [1.2] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 16 morana |
Teny iditra (3/5) | 17 manorana (orana) |
Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy | 19 Mamotsy, manadio (firava-bolamena na volafotsy) [1.1] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (4/5) | 24 manoràna (torana) |
Sokajin-teny | 25 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manorana |
Fanazavàna teny malagasy | 26 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 27 [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
28 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Teny iditra (5/5) | 29 manoràna (orana) |
Sokajin-teny | 30 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manorana |
Fanazavàna teny malagasy | 31 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 32 [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
33 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 34 manarona, manaròna, manorana, manoràna, manarona, manaròna, manorana, manoràna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10 |