Teny iditra |
orana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Rano mirotsaka avy eny amin' ny habakabaka vokatry ny fivongovongoan' ny rahona ho rano: Mamelombelona ny zavaboary ny orana ~ Avy ny orana ~ Latsaka ny orana ~ Mitsahatra ny orana [1.1]
|
| Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Rain. [mal. Ujan; polyn. Na.] [1.2]
|
| Rain [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Pluie [1.8]
|
Ohatra | Midona ny orana any Ankaratra
[2.131]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
orana,
ora-,
oram-,
oran- |
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
orana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanadiovana na famotsiana ny firava-bolamena na volafotsy. [1.1]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
orana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
patsa
[1.78]
|
| Karazam-biby mivelona any anaty rano, misy hodiny mafy, lavalava vatana, ary folo ny tanana aman-tongony ka ny roa voalohany misy kinifinifiny milentika amin' ny nofon' izay ketohiny [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The Madagascar crayfish, which is very plentiful in the rivers and streams of the interior. It belongs to a genus peculiar to te island, and stands alone in some of the peculiarities of its structure. Astacoides madagascariensis, And. and M.-Edw. [comp. mal. Udang, a lobster; jav. And many Malayan languages uran, a prawn.] [1.2]
|
| A shrimp [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | écrevisse [1.8]
|
Anarana siantifika | Astacoides madagascariensis |
Ohatra | Raha tia orana hianao dia hakanay anio alina, fa mora azo foana izy ireny raha itondrana fanilo
[2.324]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana |
|