|
|
|
|

Teny iditra 1  mbomba
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  13 Asa ataon' ny reny manarona ny zanany amin' ny sandriny -- na ny renakoho amin' ny elany -- ka mamihina azy ao toy ny miaro azy na manafana azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 Action de couvrir, d’envelopper
15 fig. action de protéger [1.3]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mbomba

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20