|
|
|
|

Teny iditra1  mbombaina
Fototeny  2  mbomba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Saronana amin' ny sandry, amin' ny elatra: Mbombay ny elatrao izahay [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20