|
|
|
|

Teny iditra1  MDRM    
Sokajin-teny  2  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.5] Sigle de "Mouvement Démocratique de la Rénovation de Madagascar", mouvement anti-colonialiste créé à Paris en 1946
Ohatra  4  Nilaza io fa nosamborina daholo ny mdrm ao an-tanàna ary feno Vazaha sy milisy misava eny rehetra eny. [2.472#]
5  Isan' ireny Dr Razafimahefa, Prezidan' ny Sampana mdrm teo an-tanàna, nanana zanaka nianatra tao amin' ny kilasiko. [2.356#]
Voambolana  6  Fikambanana
Tovy hevitra  7  deremo
Lohateny  8  Ny marina momba MDRM (Dama Robert)
9  Ny marina momba ny MDRM (Rakotonirainy Joseph)
Teny nalaina  10  Soratra misy io teny MDRM io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10