Teny iditra | mehina (maika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao maika, atao haingana: Tsy azo mehina ny fanambadiana fa tsy maintsy eritreretira milamina [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be urged to go faster; to be expedited; to be done in a hurry [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on presse; qu'on fait à la hâte [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |