|
|
|
|

Teny iditra1  melo-batana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona tsy nanan-kadisoana akory fa ny tenabeny no meloka; tsy mahitsy
Singan-teny  4  meloka, vatana
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny melo-batana io

Fivaditsoratra  6  ambolatane, melo-batana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21