|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  vatana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  Ce qui constitue le corps, l'essentiel d'une chose [1.3#816]
4  Corps principal [1.196]
5  Bâti [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/5)10  vatana
Sokajin-teny  11  anarana
Voambolana  12  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  13  Ny tenan' ny olona na biby: Ny olombelona dia vatana sy fanahy araka ny fampianaran' ny antokom-pinoana maro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14  The trunk, the body [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15  Le tronc, la carcasse, le corps humain [1.3#816]
16  Le corps humain [1.8]
17  Corps [1.13]
Ohatra  18  Mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina. [2.470]
Kamban-teny 
Ampahany 

Teny iditra (3/5)27  vatana
Sokajin-teny  28  anarana
Voambolana  29  Haizavamaniry
Fanazavàna teny anglisy  30  The trunk [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  31  Le tronc [1.3#816]
32  Tronc [1.8]
33  Pour les arbres : le tronc ; pour les plantes herbacées : bulbe, tubercule ou rhizome. [1.196]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Manontolo 
Ampahany 
Anaran' akora mamorom-batana 

Teny iditra (4/5)43  Vatana
Sokajin-teny  44  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  45  Haitoetany: renirano, farihy
Fanazavàna teny frantsay  46  Petite rivière de la région sud de Vatomandry [1.11]
Tsanganana sy sary iray takila  47  Fitanisana

Teny iditra (5/5)48  Vatana
Sokajin-teny  49  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  50  Haitoetany: tanàna
Singan-teny  51  vatana
Tsanganana sy sary iray takila  52  Fitanisana

Fivaditsoratra  53  tanava, tavana, vatana

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/20