|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  melohina
Fototeny  2 meloka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao miolaka, miforitra: Nomelohin' ny ankizy, nohamelohin' ny ankizy ny tehiko [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on courbe [1.3#233, 1.8]

Teny iditra (2/2) 6  melohina
Fototeny  7 meloka
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  13 Amoahana didim-pitsarana milaza fa meloka: Nomelohin' ny fitsarana Rakoto satria mazava loatra ny porofon' ny nahadiso azy [1.1]
Ohatra  14  Dia mbola eo koa ny resaka tsiahivina lava momba ny olona tsy azo melohina. [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20