Teny iditra | 1 menamena |
Fototeny | 2 mena |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny anglisy |
5 light red, reddish [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 rouge clair, rougeâtre [1.8] |
Ohatra |
7 Namakivaky ala maitso sy menamena izahay, ary nahita ravinala be dia be. [2.332#44] 8 Ny vonitra dia karazan-kazo madinidinika betrabetra kely, ary menamena izany ny raviny. [2.643#70] 9 Eran' ny fanosehana monja amin' ity rano menamena ity, dia hahafoana ny fitiavan-kavana. [2.499#30] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |