|
|
|
|

Teny iditra1  Menarahaka
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [3.1] Renirano. 180 km.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.11] Affluent de la Mananara du Sud (180 km.), qui prend sa source sur le versant ouest de l'Andringitra du Sud, à Lamboany, descend vers le sud-ouest et se joint aux eaux de l'Ionaivo et de l'Itomampy venues du massif du Vohimainty, pour former la Mananara; par sa direction est-sud-est, elle peut être considérée comme l'origine de la Mananara.
Ohatra  5  [2.508#] Niala tany Inongy Andriamena ka nifindra tao Ranomena, renirano sampan' i menarahaka ao
6  [1.353#] Io ony io dia « menarahaka », izay mandeha avaratra sy andrefana ary atsimon ' Ivohibe, ka miditra ao atsimon' i Vangaindrano « Mananara » no anarany rehefa tonga any.
Voambolana  7  Haitoetany: renirano, farihy
Singan-teny  8  mena, rahaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10