Teny iditra (1/3) | 1 menarana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Karazam-bibilava lehibe [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a snake reputed to be poisonous (not confirmed) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 serpent réputé vénimeux (non confirmé) [1.8] 7 nom d'un serpent = (Leioheterodon madagascariensis ). [1.196] |
Ohatra |
8 Izy hanorotoro ny lohan' ny menarana! [2.643#] 9 Dia nanao menarana varahina Mosesy ka nanantona azy tamin'ny hazo lava [2.996] |
Lohateny |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny menarana io |
Lahatsoratra |
13 Randzavola: menarana ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/3) | 14 menarana |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
17 D'après Descheemaeker, ce serait un arbre. Nom identifié. [Tanala]
[1.196] |
Teny iditra (3/3) | 18 Menarana |
Singan-teny | 19 menarana |
Sokajin-teny | 20 anarana (lohatenin' boky) |
Voambolana |
21 Haisoratra: boky |
Mpanoratra |
22 Andriamalala Emilson Daniel |
Mpanonta printy |
23 , 1972, 1982 |
Fivaditsoratra | 24 manarena, manerana, maneràna, Menarana, menarana, manarena, manerana, maneràna, Menarana, menarana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17 |