Teny iditra | 1 mendy |
Fototeny | 2 endy |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Nandrahoina tamin' ny menaka ary tsy nasiana rano: Efa mendy izay ny hena ka esory 5 Notenehina tsisy rano na menaka tao anaty lapoaly na makarakara vy fitonoana, mandra-pahatongany maimay: Mendy tsara izany kafe izany ka mandraraka izaitsizy 6 Main' ny hetaheta: Mendy aho izany, fa sady be sira ny laoka androany no mafana aoka izany ny andro 7 Mitaitay hanao zavatra, maimay: Mendimendy ery ny anao lahy hitaingin-dakana kanjo navadiny tampoka [1.1] |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny mendy io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |