Teny iditra | 1 menomenona |
Fototeny | 2 menona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 Teniteny betsaka mariky ny tsy fahafaliana amin' olona; kamenona: Tsy ny raharaha no atao fa be menomenona eo [1.1] |
Ohatra |
8 Ny olona be menomenona na mampitranga ny lelany no ompana amin' ny [...] [1.519#] |
Tovy hevitra | 9 menimenina |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny menomenona io |
Fivaditsoratra | 12 menomenona, nemonemona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02 |