Teny iditra (1/2) | 1 mimenomenona |
Fototeny | 2 menomenona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitaraindraina be noho ny tsy fahafaliana: Nimenomenona Ikoto fa niangatra, hono, ny mpampianatra [1.1] |
Ohatra |
5 Somary mimenomenona kely indray izy, nony inona, ka asainy polipolesin' ny vavy ny tongotra aman-tanany. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 10 mikamenona, mimoimoy, mikafara, mimonomonona, mimonjomonjo, mikahonkahona, mikoinkoina, mikobabaka, mingonongonona, mikodradraka, mikaikaika, mitaraina, mikonaina, manao lemozy, mentsomentsona |
Teny iditra (2/2) | 11 mimenomenòna |
Fototeny | 12 menomenona |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mimenomenona |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Tsanganana sy sary iray takila |
15 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 16 mimenomenona, mimenomenòna, minemonemona, mimenomenona, mimenomenòna, minemonemona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02 |