|
|
|
|

Teny iditra1  menomenona (menona)
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny fameno :
5  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6  Teniteny betsaka mariky ny tsy fahafaliana amin' olona; kamenona: Tsy ny raharaha no atao fa be menomenona eo [1.1]
Ohatra  7  Ny olona be menomenona na mampitranga ny lelany no ompana amin' ny [...] [1.519#]
Tovy hevitra  8  menimenina
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny menomenona io

Fivaditsoratra  11  menomenona, nemonemona

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02