| Teny iditra | 1 miadidy |
| Fototeny | 2 adidy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mandray ho andraikitra, tompon' andraikitra amin' ny...: Iza no miadidy ny fanaovana ity lalana itỳ?
9 Mifehy, mitondra: Rakoto no miadidy io tranom-barotra lehibe io [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 To be responsible for; to undertake a contract involving personal responsibility, so as to be liable to censure in case of failure.
[1.2] 11 to be responsible for, to be in charge of [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 Être responsable, être chargé de, diriger, gérer: Izy no miadidy ny fanaovana io làlana io (Il est chargé de faire faire cette route) ~ Miadidy ny trano fanaovam-printy izy (Il dirige l'imprimerie)
[1.3] 13 être responsable de, diriger, gérer [1.8] |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe miadidy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|